|
|
|
|

Entrée1  mikarenjy
Radical  2  karenjy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra
Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry
Explications en anglais  5  [1.7] to pasture at liberty; to run around at play
Explications en français  6  [1.8] paître en liberté; gambader selon son bon plaisir
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  mihenjy, mihinjakinjaka, mitsambikimbikina, mifalihavanja

Mis à jour le 2024/12/11