Entrée |
mifona
(fona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mibaboka, mangataka famelan-keloka, mivalo: Mifona amin' ny ratsy nataoko aho, Andriamanitra Mitalaho, mihanta, milela-paladia: Mifona aminareo re aho, tompoko, tongava haingana fa marary mafy i Neny. [1.1]
|
Explications en anglais | To beg pardon, to entreat, to solicit, to supplicate, to intercede. See valo, tsotra, bebaka. [1.2]
|
| To beg pardon; to entreat, to beg [1.7]
|
Explications en français | Demander pardon; supplier [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mifona |
Passé : |
nifona |
Futur : |
hifona |
Impératif : |
mifonà |
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Analogues |
mandady tongotra aman-tanana ~
mangataka ranomandry ~
mangata-pamelana ~
milela-paladia ~
mitolo-batana ~
milavo lefona ~
mivalo tongotra aman-tanana ~
midaboka ohatra ny amalo-maty ~
mihorona ohatra ny tapenaka |
|
Entrée |
mifonà
(fona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mifona
|
|
Entrée |
mifona
(fona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe mifo-nify: afaka ny nify voalohany ka misolo hafa haharitra [1.1]
|
Explications en anglais | To fall out, as the milk teeth. [1.2]
|
Explications en français | Se dit des premières dents qui tombent [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
mifona |
Passé : |
nifona |
Futur : |
hifona |
|
|