Entrée | 1 miaiky |
Radical | 2 aiky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany |
Explications en anglais |
5 [1.2] to confess, as sins or faults, to acknowledge. 6 [1.7] to give in, to confess |
Explications en français |
7 [1.3#10] Comme miEky#mg.av 8 [1.8] se rendre, avouer, confesser |
Exemples |
9 vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny. [2.313#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |