Entrée (1/3) | 1 mifona |
Radical | 2 fona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mibaboka, mangataka famelan-keloka, mivalo: Mifona amin' ny ratsy nataoko aho, Andriamanitra 5 Mitalaho, mihanta, milela-paladia: Mifona aminareo re aho, tompoko, tongava haingana fa marary mafy i Neny. [1.1] |
Explications en anglais |
6 to beg pardon, to entreat, to solicit, to supplicate, to intercede. See valo, tsotra, bebaka. [1.2] 7 to beg pardon; to entreat, to beg [1.7] |
Explications en français |
8 demander pardon; supplier [1.8] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 mivalo, mitsotra, mibaboka, manenina, mibebaka, mibabaka, miaiky, milefitra, miandavo, miretaka |
Analogues | 14 mandadytongotraamantanana, mangatakaranomandry, mangatapamelana, milelapaladia, mitolobatana, milavolefona, mivalotongotraamantanana, midabokaohatranyamalomaty, mihoronaohatranytapenaka |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 16 mifonà |
Radical | 17 fona |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mifona [Liste complète] |
Entrée (3/3) | 19 mifona |
Radical | 20 fona |
Partie du discours | 21 verbe actif |
Explications en malgache |
22 Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe mifo-nify: afaka ny nify voalohany ka misolo hafa haharitra [1.1] |
Explications en anglais |
23 To fall out, as the milk teeth. [1.2] |
Explications en français |
24 Se dit des premières dents qui tombent [1.3#183] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 28 afonim, famony, finoma, foinam, ifonam, manofy, mañofy, mifonà, mifona, nafoim, namofy |
Mis à jour le 2024/03/04 |