|
|
|
|

Entrée1  miretaka
Radical  2  retaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana
Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21