|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandroboka
Radical  2  roboka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho
Explications en anglais  5  [1.7] to plunge something into water, etc
Explications en français  6  [1.3] plonger dans
7  [1.8] plonger dans l'eau, flotter
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  manasaika, manatsoboka, manoboka, manasoka, manitrika, mandentika, mitaona
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mandroboka

Entrée (2/2)14  mandroboka
Radical  15  roboka
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  [1.78] [Tambahoaka] mampirisika
18  [1.1] Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany?
Explications en français  19  [1.3] cajoler, séduire
20  [1.8] séduire
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
24  Impératif :

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21