|
|
|
|

Entrée1  manatsoboka
Radical  2  tsoboka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe
Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  manoboka

Mis à jour le 2024/12/11