Entrée | 1 mitaona |
Radical | 2 taona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra 5 [1.13] mitatitra zavatra |
Explications en français |
6 [1.3#681] Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter 7 [1.13] transporter |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mitaona |
Anagrammes | 14 anitoam, itamoan, itaoman, manaito, mañatoy, manitoa, maotina, matinao, miantoa, mitanoa, mitaona, niatoam, nitamoa, nitaoma, taminao, tamoina, tamonay, taomina |
Mis à jour le 2022/12/19 |