Entrée | 1 manitrika |
Radical | 2 sitrika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 manafina [Bezanozano]
[1.78] 5 [mañitrika] manafina [Sihanaka] [1.78] 6 Mandentika: Manitrika ao anaty rano 7 Manafina: Manitri-bola 8 Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay [1.1] |
Explications en anglais |
9 to dip, to submerge; to dive into water [1.7] |
Explications en français |
10 plonger ou submerger dans l'eau; plonger 11 cacher [1.8] |
Morphologie |
|
Synonymes | 16 manasitrika |
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot manitrika |
Anagrammes | 18 ikitranam, manitrika, mikitrana, mikitràna, namikitra, nitraikam |
Mis à jour le 2023/01/20 |