|
|
|
|

Entrée1  sitrika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana
4  entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :

Anagrammes  10  asitrik, katsiry, rakitsy, sitrika, tsariky, tsikari, tsirika

Mis à jour le 2020/07/31