|
|
|
|

Entrée1  fisitrihana (sitrika)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony? 4  Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. [1.1]

Anagrammes  5  fisitrihana, fitsirihana

Mis à jour le 2023/01/20