Entrée (1/2) | 1 maharitra |
Radical | 2 ritra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en français |
4 [1.3] qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer |
Entrée (2/2) | 5 maharitra |
Radical | 6 aritra |
Partie du discours | 7 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
8 [1.1] Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? |
Explications en anglais |
9 [1.2, 1.7] to endure, to persevere 10 [1.2] to be capable of enduring 11 [1.7] to bear, to carry on; to last |
Explications en français |
12 [1.3, 1.8] endurer, durer 13 [1.3] persévérer, être constant, rester 14 [1.8] supporter 15 [1.13] permanent, durable |
Morphologie |
|
Synonymes | 20 mandavantaona |
Analogues | 21 miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra |
Mots composés |
|
Anagrammes | 31 |
Mis à jour le 2025/01/21 |