|
|
|
|

Entrée1  mandavantaona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandritra ny taona manontolo
Maharitra ela tsy an-kijanona
4  [1.13] tsy mitsahatra mandritra ny taona
Explications en français  5  [1.3] Passer l’année à, durant l'année
6  [1.13] qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent
Exemples  7  [2.285#315] Dia ho Noely lava mandavan-taona ny fiainako
8  [1.436] Dia lany andro mikarokaroka eo mandavan-taona
9  [2.5#32] Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana?
Vocabulaire  10  Temps
Synonymes  11  maharitra
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mandavantaona

Mis à jour le 2025/02/16