Entrée | 1 mihafy |
Radical | 2 hafy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho |
Explications en anglais |
5 [1.2] to endure, to sustain, to bear with patience. 6 [1.7] to endure hardship, to do without things |
Explications en français |
7 [1.8] endurer, se passer de certaines choses |
Exemples |
8 Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mihafy |
Anagrammes | 16 afihim, fiahim, fihamy, hamify, mifahy, mihafy |
Mis à jour le 2023/01/20 |