Entrée (1/2) | 1 mahatanty |
Radical | 2 tanty |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1] 5 maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13] |
Explications en anglais |
6 to be able to endure; to be able to resist temptation [1.7] |
Explications en français |
7 être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8] 8 résistant [1.13] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 mahatohitra |
Entrée (2/2) | 13 Mahatanty |
Partie du discours | 14 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Exemples |
15 Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508#125] |
Vocabulaire |
16 Histoire: personnages |
Anagrammes | 17 hitatanam, Mahatanty, mahatanty, nitataham |
Mis à jour le 2023/01/20 |