Entrée | 1 lahimatoa |
Radical | 2 lahy, matoa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy |
Explications en anglais |
5 [1.7] the eldest son in a family |
Explications en français |
6 [1.3#371] aîné, l'aîné, le premier fils des garçons 7 [1.8] le fils ainé |
Exemples |
8 Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa! [2.270] 9 Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy. [2.508] 10 maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944#] |
Vocabulaire |
11 Rapports: famille |
Analogues | 12 lahiaivo, vaviaivo, vavimatoa |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot lahimatoa |
Article |
14 Randzavola: lahimatoa ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |