|
|
|
|

Entrée1  lahiaivo
Radical  2  lahy, ivo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany [1.1]
Explications en anglais  5  the second son in a family [1.7]
Explications en français  6  Le cadet [1.3#11]
7  le deuxième fils d'une famille [1.8]
Exemples  8  maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944#]
9  Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo. [2.508#]
Vocabulaire  10  Rapports: famille
Analogues  11  lahimatoa, vaviaivo, vavimatoa

Anagrammes  12  lahiaivo, voailahy

Mis à jour le 2022/02/23