|
|
|
|

Entrée1  karama
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko
4  Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1]
Explications en anglais  5  wages [1.7]
Explications en français  6  salaire, traitement [1.8]
Exemples  7  Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama. [2.472#]
8  Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#]
9  Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Analogues  15  tamby, vava vola, vidin-katsembohana, vidin' aina, valin-kasasarana, takalom-patsa vidim-pihinanana, fihinanana, sakafo, fivelomana, kapoaka, vidin-jiro, hasin-tanana, falim-po, fankasitrahana
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot karama
Article  22  Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  23  kamara, karama, makara, Ramaka

Mis à jour le 2023/10/24