Entrée | 1 fanakaramana |
Radical | 2 karama |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fakana olona hanao asa ho an' ny tena, izay omena vola amin' izany |
Explications en français |
5 [1.3#312] L’action de louer, de prendre à gages, le motif, le temps, le prix, le salaire |
Exemples |
6 Eny àry, dia hihena tsikelikely hatrany ny fanakaramana mpiasa tsy kinga saina, tsy mahay mamorona, tsy hentitra ary tsy mailaka. [1.369#] 7 Ary ny fanaikena amin'ny fanakaramana sy ny fanofan-tany na trano, na ny mpiasa dia azo atao amin'ny taratasy hasiana sonia eo anatrehan'ny Lehibe manana fahefana sy ny Consul vavolombelona. [2.366#] |
Autres orthographes | 8 fanaramana |
Mis à jour le 2024/12/12 |