|
|
|
|

Entrée (1/2)1  falim-po (faly)
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra [1.1]
Explications en anglais  4  [fo, the heart.] A present for some favour, a gift. [1.2]
Synonymes  5  faly raviny, faly volony

Entrée (2/2)6  falimpo
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be [1.1]
Explications en français  9  cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu [1.3]
Mots élémentaires  10  faly, fo

Anagrammes  11  falim-po, falimpo, falim-po, falimpo

Mis à jour le 2023/12/20