Entrée (1/4) | 1 fo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana |
Explications en anglais |
4 [1.2] the heart (physical) 5 [1.7] the heart |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8, 1.13] coeur 7 [1.3] intérieur, moelle de certaines plantes 8 [1.196] (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc. |
Vocabulaire |
9 Biologie 10 Botanique: (en général) |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Anthroponymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 38 Proverbes contenant le mot fo |
Entrée (2/4) | 39 fo |
Partie du discours | 40 nom |
Explications en malgache |
41 [1.1] Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy |
Explications en anglais |
42 [1.2] the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition |
Explications en français |
43 [1.3] volonté, courage, désir, intention |
Vocabulaire |
44 Emotions |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 150 Vavaka ao am-po (Doriguzzi A.) |
Proverbes | 151 Proverbes contenant le mot fo |
Article |
152 Randzavola: fo ao amin' ny Baiboly |
Entrée (3/4) | 153 fo |
Partie du discours | 154 adverbe [Liste complète] |
Explications en anglais |
155 [1.2] [Provincial]
foana |
Entrée (4/4) | 156 fo~ |
Partie du discours | 157 préfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
158 [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), |
Explications en français |
159 [1.12] préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), forofotra (rofotra) |
Mis à jour le 2025/01/21 |