|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hala-
Partie du discours  2  forme morphologique de halatra

Entrée (2/3)3  hala
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5  tsy tiana [Betsimisaraka] [1.78]
6  Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny
7  Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy
8  Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1]
Explications en anglais  9  hated, detested, abhorred. [1.2]
Explications en français  10  haï, détesté [Taisaka] [1.82]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (3/3)25  hala
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] [1.78]
28  maingoka [Taifasy, Taisaka] [1.78]
29  bibikely manaikitra [Betsimisaraka] [1.78]
30  Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1]
Explications en anglais  31  a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2]
32  a spider [1.2, 1.7]
Explications en français  33  scorpion [Taisaka] [1.82]
34  araignée [1.8]
Vocabulaire  35  Zoologie: invertébrés
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  41  Proverbes contenant le mot hala
Article  42  Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  43  hala, hala-, laha, laha-

Mis à jour le 2023/10/29