Entrée | 1 fankahala |
Radical | 2 hala |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara 5 Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra [1.1] |
Exemples |
6 ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany! [2.499#] |
Mis à jour le 2023/10/21 |