| Entrée | 1 halatra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
11 Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
12 Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao 13 Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra [1.1] |
| Explications en anglais |
14 theft, pilfery, robbery
[1.2] |
| Explications en français |
15 la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés)
[1.3#209] |
| Exemples |
16 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana.
[2.4#132]
17 tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18] 18 Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129] |
| Analogues | 19 behariva, 20 latsakalina, 21 rairay, 22 temoka |
| Combinaisons | 23 9 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot halatra |
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 25 Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | halatra, 26 lahatra |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|