|
|
|
|

Entrée1  abony
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
fitaka atao olona an-kafetsena
Explications en français  4  [1.3] Fourberie, cajolerie
Morphologie 
5  Simple :
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
Autres orthographes  10  abosy, ambosy
Synonymes  11  bony
Analogues  12  risika, robo, tambitamby, safosafo, safovody, safosiaka, pasopasoka, roboka, doka, tsetsaka, taona, teny malefaka, ronono an-tavy, kobaka am-bava, lango malemy, volana hatenda, volana mahadradraka, fandriamalemy lafika, lokanga hisatra, bontsina, fo omena, toho-tsofina, fangopangoka, angoly, saroro, sarory, sodika, solia, sombia, sombe, vohony, vato mafana atolotra, fahan-dalitra, antohim-bato

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21