Entrée | 1 sodika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. |
Explications en français |
4 [1.196] Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc. |
Vocabulaire |
5 Botanique |
Dérivés |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |