|
|
|
|

Entrée (1/2)1  safosiaka
Mots élémentaires  2  safo, siaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
5  Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1]
Mots composés 

Entrée (2/2)7  safo siaka
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9  (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena [1.1]

Anagrammes  10  safosiaka, safo siaka

Mis à jour le 2023/08/01