|
|
|
|

Entrée1  safosafo
Radical  2  safo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io
Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho
Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany
Explications en anglais  5  [1.7] a caress, the act of stroking
Explications en français  6  [1.8] action de caresser de la main
Exemples  7  safosafo loha sy tambitamby no azony [2.470]
8  Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#102]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
Analogues  11  tambitamby, tehatehaka, tambitamby, fanambatambazana, kolikoly, fanolikolena, fanejokejoana, fanojikojiana, famalifaliana

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21