|
|
|
|

Entrée1  misafosafo
Radical  2  safosafo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa
Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro
Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano
Explications en anglais  5  [1.7] to caress, to stroke or pat affectionately
Explications en français  6  [1.8] caresser avec la main, passer la main dessus
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21