Entrée |
finaritra
(faritra)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
Tsara, salama tsy marofy [1.78]
|
| Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1]
|
Explications en anglais | Happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted. Used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as:
Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir?
Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2]
|
| Well, happy [1.7]
|
Explications en français | [Tankarana]
Salut betsimisaraka, la réponse est la même. [1.19]
|
| Bien portant; heureux [1.8, 1.5]
|
| Joyeux [1.5]
|
Exemples |
1 | Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana.
[1.38]
|
2 | Nahoana hianao raha mandry mahalefitra no finaritra asian'olon-tsarotra?
[2.131]
|
3 | Finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy.
[2.470]
|
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée |
finaritra
(faritra)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en français | Circonscrit, limité [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
finaritra,
finaritro,
finaritrao,
finariny,
finaritsika,
finaritray,
finaritrareo,
finaritr',
finari-,
finaritry |
Passé : |
nofinaritra,
nofinaritro,
nofinaritrao,
nofinariny,
nofinaritsika,
nofinaritray,
nofinaritrareo,
nofinaritr',
nofinari-,
nofinaritry |
Futur : |
hofinaritra,
hofinaritro,
hofinaritrao,
hofinariny,
hofinaritsika,
hofinaritray,
hofinaritrareo,
hofinaritr',
hofinari-,
hofinaritry |
|
Synonymes | |
|