Entrée | hafinaretana (finaritra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana [1.1] | |
Vocabulaire | Emotions | |
Synonymes | fahafinaretana | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |