Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
1- Ny fambara miseho eto ambonin’ny tany a- Ny horohoron-tanyHeveriny ho loza lehibe miseho amin'ny tany sy ny fanjakana izy io rehefa tonga, fa tsy mba amin'ny firenena iray ihany. Ny loza tondroin’izany hoy izy dia mosary manerana ny tany, areti-mandringana, fanjakana mikorontana. b- Amin'ny vorona sasanyMisy vorona manidina amin'ny alina ataony hoe : jiny sy vorondolo, raha maneno mamaky ao afovoan’ny tanàna hono ireo vorona ireo amin'iny alina iny dia fambara izany fa hisy faty ao an-tanàna anatin’ny andro vitsivitsy manaraka, na ny lehiben’ny tanàna mihitsy aza no ho faty. Ny takatra koa raha manidina mamaky ao afovoan’ny tanàna dia fambara loza koa ka tsy maintsy hilaozana ilay tanàna. Ny akoho lahy maneno amin'ny takariva efa maizi [maizina]I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |