Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
[samy embo] hany ny ditin-kazo manitra atao hoe : « Ramy » mba hahamasina azy hono.  5- Ny karazan’ody sy ny anton’ny anaovana azy avy Tamin’ny voalohany izay nanomezan’ny zanaky ny Zanahary azy hono, ny ody dia izao zavatra tokana izao ihany no antony : mba hitsaboana ny marary hanafaka azy amin'ny fahalozan’ny fanaintainan’ny aretina. Izany ody izany dia atao hoe : « Fanàla » (ton : fagnial) Nefa taty aoriana dia nanova izany ho ody ratsy ny sasany, dia ny « mosavy » na « vorika ». Koa dia tonga roa karazana izao ny ody araky ny anton’ny anaovana azy avy, dia ny ody tsara izay atao fanàla sy ny ody ratsy atao hoe : Mosavy. a- Ny karazan’ny ody ratsy na mosavy sy ny fanaovany azyIreto ny anaran’ireo mosavy ireo :I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |