Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
 mahazo mody any amin'ny misy azy avy ireo, ka mahazo mihinana ny zava-pady fony mbola nianatra. Ilay hazo fisaka atao hoe : « fafa » izay nanoratana ny zavatra nianarana dia atsipy any anatin’ny rano malaza mba hampalaza ireto mpianatra nianatra taminy ireto. Hatramin’izao dia azon’ny olona antsoina hoe « ombiasa » fa tsy mpianatsasy koa. Nefa ny Raevola manonona azy hoe : « Zanabola » Vitany amin'io ny fianarana amin'ny ambaratonga voalohany izany hoe : ho ombiasa ambany, fa tsy mbola ampy toa inona io efa hay io, raha ny habetsahan’izay tsy mbola nianarana no haverina. 4- Izay hatao ody sy fanaovana azy Ravin-kazo sy ny vahany no dia tena fanaony ody ary misy efatra ny fanaovany azy : (1) Ny ravin-kazo maitso : Ireo dia ody eny amin'ny tampontanety I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |