Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
ny hanaovana ody ratsy, toy ny mosavy no ilainy azy. Izany no tantaran ’ ny nahazoan’ny Bara ny ody sy ny nandrosoany araky ny filazan’ireo ombiasa lahy eo aminy ireo.  2- Ny fianarana ny ho ombiasa Misy ambony ary ambany ny ombiasa ka raha alahatra atramin’ny ambany mandra-pahatongany amin'izay ambony indrindra : (1) Ombiasa-kibo (2) Ombiasa-trandraka (3) Ombiasa-ihany (4) Ombiasa-be (5) Ombiasa-karakatoka (6) Ombiasa-karafito (7) Ombiasan-janahary. Ity farany ity dia tsy mba nampianarin’olona fa nahay fotsiny izao ka Andriamanitra hono no nampianatra azy. Izany no anaovana azy hoe « ombiasan-janahary » satria tsy nianatra tamin’olona. Ny fianarana mba ho ombiasa dia tsy zavatra vita indray ma [ndeha] I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |