Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
[afa-tsy ny ] zavatra ho vonoina ihany, dia maty mbola tanora. Ny anaran’ireo Andriamanitra ireo dia tsy misy fantatra hono. Nefa misy enina lehibe izay ambonin’izy ireo ka fantatra tsara ny anarany dia ireto :
I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |