Index |
|
|
|
Proverbes : tetika
|
|
|
Proverbe 1 | Be tetika ohatra an-dRabejofo. [2.558 #884]
|
|
|
Proverbe 2 | Lany tetika toa ondry bada. [2.558 #1744]
Lany tetika toa ondry momba. [2.165 #1862, 2.415 #916]
|
Traduction française | N' avoir aucun descendant comme une brebis stérile. [2.415 #916, 2.165]
|
|
|
Proverbe 3 | Na ambony aza ny tetika izay takatry ny ananana ihany no vita. [2.558 #2644]
|
|
|
Proverbe 4 | Na be aza ny tetika, ny an-tanana indray ve no hariana. [2.558]
|
|
|
Proverbe 5 | Ny tetika tsy araka ny atao ary izay voakasa tsy ho vita avokoa. [2.558 #3297]
|
|
|
Index |
|
|