Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tankina | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Aza atao fitia rano-trambo : be fihavy ka mora ritra ; fa ataovy tahaka ny rano am-pasika : tsy nampoizina hisy ka nahazoana. [2.974]
Aza ataonao fitia ranon-trambo : be fihavy, ka mora ritra ; fa ataovy tahaky ny rano am-pasika : tsy nampoizina hisy, ka nahazoana. [2.415 #5074] Aza ataonao fitia rano-trambo: be fihavy, ka mora ritra; fa ataovy tahaka ny rano am-pasika: tsy nampoizina hisy, ka nahazoana. [2.653 #375] Aza dia atao toy ny ranotrambo ny fitia, ka be fihavy fa mora tankina. [2.558 #434] Aza manao fitia ranotrambo: be fihavy, fa mora mianina. [2.653 #443] Aza manao fitia ranotrambo: be fihavy, fa mora ritra. [2.653 #443] Aza manao fitia rano trambo: be fihavy, ka mora lasa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Que l’amour n’imite pas les fortes ondées : abondantes mais vite épuisées; mais qu’il soit comme l’eau cachée dans le sable : on n’y comptait pas, et l’on en trouve. [2.974 #9]
Que votre amitié ne soit pas comme l' eau d' un torrent: elle vient en grande abondance, mais disparaît en peu de temps. [2.165] Que votre amour ne soit pas comme le torrent qui se déverse à grands flots et tarit vite ; mais qu' il soit comme l' eau dans le sable : on n' espérait pas en trouver et cependant on a pu en recueillir. [2.415 #5074] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||