Entrée | 1 rano trambo |
Mots élémentaires | 2 rano, trambo |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa |
Exemples |
5 Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; [2.996#] |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot rano trambo |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |