Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tangena | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ny tsobo tsy mahaleo ny tangena. [2.558 #3338] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Raha hianao no miteny : hetsika Andriananahary, fa raha olona kosa no miteny : tangena ambony varavarana. [2.558 #3570]
Raha hianao no miteny: Hetsika Andriananahary; fa raha olona: Tangena ambony varavarana. [2.653] Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriamanitra ; fa raha ho an' olona, tangena ambonin' ny varavarana. [2.415 #856] Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriananahary; fa raha ho an' olona, tangena ambonin' ny varavarana. [2.165 #78] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Pour accomplir vos désirs Dieu se remue ; mais quand il s' agit d'un autre, le tanguin est au-dessus de la porte. [2.415]
Pour accomplir votre désir à vous, vous pensez que Dieu se remuera; mais pour un autre, le tanguin (poison) est au-dessus de la porte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||