|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahaleo
Radical  2  leo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina
5  mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao
6  mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy [1.1]
Explications en anglais  7  to equal, to match, to parallel, to manage [1.2]
8  to be able to support; to be able to overcome [1.7]
Explications en français  9  avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur) [1.3]
10  être capable de vaincre; être capable de supporter [1.8]
Exemples  11  Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana! [2.296]
12  Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; [2.996]
13  Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany. [2.285]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot mahaleo

Entrée (2/2)23  Mahaleo
Radical  24  leo
Partie du discours  25  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en anglais  26  music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. [3.1]
Vocabulaire  27  Histoire
Illustrations 
28  29 

Anagrammes  30  alahemo, alemaho, mahaelo, mahaleo, Mahaleo

Mis à jour le 2023/08/16