Index |
|
|
|
Proverbes : sisina
|
|
|
Proverbe 1 | Lamban' Ikaladala: rovi-tsisin' ny mpindrana. [1.1]
Lamba sarik’ Ibadoadala: rovi-tsisin’ ny mpindrana. [2.653 #1305]
Lamba sarik' Ibodoadala : rovi-tsisin' ny mpindrana. [2.558 #116]
|
Interprétation malgache | Aoka samy hitandrina ny fananany ka tsy ho morainy na be indrafo loatra ka ny mpindrana indray no hanjakazaka aminy mandra-pahasimbany. [1.1]
|
|
|
Proverbe 2 | Sisi-hazon' Antanamalaza: mahitsy ihany fa tonontononana; sisi-hazon' Antananarivo, sady soa no arahim-bankona. [2.653, 2.165]
Sisin-kazon' Antanamalaza : mahitsy ihany fa tonontononina; sisin-kazon' Antananarivo, sady soa no arahim-bankona. [2.558 #3899]
|
Traduction française | Les bois (poutres) faits à la hache par les gens d' Antanamalaza sont droits à la vérité, mais pleins de nœuds; ceux faits par les habitants de Tananarive, par contre, sont beaux et faciles à raboter. [2.165]
|
|
|
|
Proverbes : sisina
|
|
|
Proverbe 1 | Tsy mety raha manao ahy sy azy, ka ny iray ho tambinana fa ny iray ho sisina. [2.558 #4610]
|
|
|
Index |
|
|