Entrée | 1 Ikaladala |
Mots élémentaires | 2 Ikala, adala |
Partie du discours | 3 nom proverbial [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.10] 5 Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo! 6 Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [Ikalaadala] |
Explications en français |
7 Cette imbécile [1.3] 8 Cette sotte [2.415] |
Exemples |
9 Tandremo anefa sao manao volin' ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny. [2.332#] |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot Ikaladala |
Mis à jour le 2023/10/29 |