Entrée (1/2) | 1 rovitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina |
Proverbes | 4 Proverbes contenant le mot rovitra |
Entrée (2/2) | 5 rovitra |
Partie du discours | 6 adjectif |
Explications en malgache |
7 [1.1] Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao |
Explications en anglais |
8 [1.7] torn |
Explications en français |
9 [1.8] déchiré |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 15 triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo |
Mots composés |
|
Titres | 18 Rovitr' akanjon i Denise (Rapatsalahy Paul) |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot rovitra |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |