Entrée (1/3) | 1 riatra |
Partie du discours | 2 Non spécifié |
Explications en malgache |
3 Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny vorona teo ambony hazo 4 Mirintona, miala an-katezerana. [1.1] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Entrée (2/3) | 12 riatra |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en malgache |
14 rovitra [Tambahoaka]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 15 riatra |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 hirika, loaka [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 18 ariatr, aritra, iratra, raitra, ratrai, riatra |
Mis à jour le 2020/07/31 |