|
|
|
|

Entrée1  riatina
Radical  2  riatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ampandosirina, aparitaka: Riato ireo zaza ireo fa mahasosotra
5  Rovitina ka heno mitsiaka ilay zavatra; tsiahina: "Noriatiny ny akanjony fa nanevateva an' Andriamanitra, hono, izy" [1.1]
Explications en français  6  qu'on met en fuite, en déroute
7  qu'on a déchiré avec bruit [1.3]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  itarina, riatina, tairina

Mis à jour le 2023/01/20