Entrée | 1 miriatra (riatra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [Tanala]
[1.78] 4 Mandositra 5 Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra 6 Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany 7 Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot miriatra |
Anagrammes | 13 miaritra, miriatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |