Index |
|
|
|
Proverbes : omana
|
|
|
Proverbe 1 | Aza manahy tavy tsy may, fa mbola omana ny afo. [1.147 #A116]
|
|
|
Proverbe 2 | Mambely voangy tsy manan-tanty : omana am-potony. [1.147 #M74]
|
|
|
Proverbe 3 | Mandehandeha mahita raha, mipetraka an-drano omana ny azo. [1.147 #M46]
|
|
|
Proverbe 4 | Mandremby manan-tohotra : tsy mahazo ny an’ ala, omana ny an-tanàna. [1.147 #M70]
|
|
|
Proverbe 5 | Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [1.147 #M94]
|
|
|
Proverbe 6 | Omana atodim-borona tsy hita reny : mbola ho sendra raha sandrana. [1.147 #O24]
|
|
|
Proverbe 7 | Omana ny manan-tsoroka : sosoa rano tsy azo tamoina. [1.147 #O25]
|
|
|
Proverbe 8 | Tavolo ala : velon-tsy omana. [1.147 #T53]
|
|
|
Proverbe 9 | Tintely sabadiana : tsy mahazo an’ ala, omana ny an-tanàna. [1.147 #T72]
|
|
|
Proverbe 10 | Tsy mitaino volan-andevo : omana ny vary totoiny. [1.147 #T166]
|
|
|
Index |
|
|