Entrée (1/2) | 1 matoy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza ny voankazo tonga amin' ny fotoana tsara fihinanana azy 4 Efa lehibe tonga taona [1.1] 5 masaka, antitra, matotra [1.13] |
Explications en anglais |
6 wise; see hendry [Provincial]
[1.2#435] |
Explications en français |
7 mûr, mâture [1.13] |
Exemples |
8 Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472] |
Analogues | 9 masaka |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot matoy |
Entrée (2/2) | 11 matoy |
Partie du discours | 12 adjectif |
Explications en malgache |
13 mafy [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrammes | 14 aotim, atimo, atoim, iatom, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, otaim, tamio, tamoi, tamoy, taomi, taomy |
Mis à jour le 2024/11/27 |