Index |
|
|
|
Proverbes : miolakolaka
|
|
|
Proverbe 1 | Hafahafa ohatra ny borizano : ampihiraina, tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha, miaka-midina sahala amin' ny mason' ny mpamoly. [2.558]
Hafahafa, ohatra ny borizano: ampihirain-tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha ; miaka-midina mimason’ ny mpamoly. [2.653]
|
|
|
Proverbe 2 | Miolakolaka ny mpiventy hira, ka sarotra arahina. [2.165 #1325, 2.415 #5560]
Miolakolaka ny mpiventy ka sarotra arahina. [2.558 #2355]
|
Traduction française | Celui qui conduit le chant fait beaucoup de fioritures (litt. de détours) et alors on le suit difficilement. [2.165]
Le chef du chant fait beaucoup de fioritures, et il est difficile de le suivre. [2.415 #5560]
|
|
|
Index |
|
|